Faneva faha 10 taona FDL Ambatonjara (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KOA TOMOERA TSARA RY RAHALAHY
Misaotra sy midera anao izahay ry Jehovah Ray
Fa noho ny xyzskm fahasoavanao sy famindram-ponao
Dia velon'aina tra-pamonjena izahay lehilahy izao
Ka afaka mankalaza izao fahafolo taona izao
Misaotra sy midera tononkira.serasera.org anao izahay Jesosy Kristy
Fa ianao no nomba sy nitahy ary niaro fzae ny dia
Indreto ary izahay manolo-tena ho anao
Manaiky ho fitaovanao sy ho mpiara-miasa aminao
Misaotra sy midera anao izahay Fanahy masina ô!
F'ianao no nanazava sy nitari-dàlana
Ianao no nanolo-tsaina sy nampahery, nampibebaka
Nanafaka ireo fahalemenasy nanavao anay
Koa mifohaza ry rahalahy, ka andao mba daikf hibebaka
Midira fikambanan-dehilahy, ka andao hanatevina
Andao mba hiara-hanompo an'i Jesosy amin'izay
Koa tomoera tsara ry rahalahy, miorena amin'izay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Hits : 432
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 06/07/2025 06:12