Jesosy tsy miova (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PRELUDE
- Variana amin’ny fankalazana ara-pomba jentilisa izao tontolo izao, ka ny andro Noely na Krismasy no tena ankalazaina, takona gqwuld Jesosy kristy Tompo, nateraka ho Mpamonjy antsika
1/-Mielin’indray , ‘ty fety maminay
mirenty aok’izany , ravaka an-tanàna
ny hazavana , mitaratra tsy tàna
(indreo) Noely tokoa , no ankalazaina anio
(in-2)
Jesosy tsy tvggy miova , mitoetra hatrany
Mpamonjy tokana ny eto an-tany
mandrakizay ny fitiavany anao
Izy hanjaka wgkt ao am-ponao
(in-2)
INTERLUDE
- Na kristiana na tsy kristiana dia tononkira.serasera.org samy mankalaza ny fistingerenan’ny andro Noely na Krismasy avokoa, fa maro no variana fotsiny amin’ny fankalazana amin’ny endrikendrika ivelany. hadinon’ny ankabeazan’ny olona fa, andro niposahan’ny mazava, androm-panavotana teto ambonin’ny tany izany andro izany, dia ny nanomezan’Andriamanitra Ray, ny tsara indrindra avy aminy, dia ny « zanany lahy tokana »
2/-Na taona maro , no nifandimby teny
mirakitra an-tsary , izany ombieny ombieny
mahontsa ny foko anefa izay miseho anie,
toa hadino ilay fitiavan-dehibe
(in-2)
Jesosy tsy miova , mitoetra hatrany
mpamonjy tokana ny eto an-tany
mandrakizay ny fitiavany anao
izy hanjaka ao am-ponao
(in-2)
3/-Mielin’indray , ‘ty fety maminay
mirenty aok’izany , ravaka an-tanàna
mahontsa ny foko anefa izay miseho anie,
toa hadino ilay fitiavan-dehibe (in-2)
Jesosy kristy, no ankalazaina anio (in-2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Vangy : 353
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 06/07/2025 06:06