Derao ny Tompo (Ny Antso (FDL Ambatonjara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Prelude:
Derao
Ankalazao Ny Tompo
Andriamanitra
Fa Lehibe
Ny Fitiavany
Fahasoavany
Nomeny
Jesosy Lahitokany
Mba Tsy Ho Very
Izay Rehetra
Mino Azy Yyy
Fa Hanana Fiadanana
Handova Ny Fiainana
Fiainana Mandrakizay Yyy
Izay Mino An’i Jesosy
Sy Mandray
Azy Ho Tompo
Dia Ho Velona
Mandrakizay


Hoy Jesosy Tompo
Hoe Izaho No Lalana Sy
Fahamarinana
Tsy Misy Olona Afaka
Mankany Amin’ny Ray
Rah Tsy Amin’ny Alalany
Manomboka Anio Ary
Tapaho Ny Hevitrao
Andao Hanara-Dia Azy Yyy
Fa Izy Ilay Voahosotra
Hamonjy Izao Tontolo Izao
Hiaro Izay Mino Azy
Hiaro Sy Hanamarina
Hisolo Vava Antsika
Amin Fitsarana Farany

Interlude:
Derao
Ankalazao Ny Tompo
Andriamanitra
Fa Lehibe Ny Fitiavany
Fahasoavany
Nomeny Antsika
Ny Fanahiny
Dia Ny Fanahy Masina Aaa
Ilay Mpitari-Dalana
Mpampianatra
Mpananatra
Fanilo Mpanazava Antsika Aa
Mitarika Hanao Ireo
Asa Tsara Am-Pitiavana
Ary Mampibebaka

Koa Maneke Ianao
Mba Hotarihin’ny Fa…
Fanahy Masina
F’izay Manaiky
Hotarihin’ny Ray
No Zanak’andriamanitra
F’izay Mandeha Araka
Ny Fanahy Tsy Hahatanteraka
Ireo Filan’ny Nofo
Fa Hanana Fanantenana
Sy Hanana Finoana
Ary Tsy Hamoy Fo Ooo
Satria Ny Fanahy
Sy Jesosy No Mivavaka
Ho Antsika
Eo An-Kavanan-Dray

Andriamanitra Tompo
Ilay Telo Izay Iray
No Hotompoinay
Ka Haleloia Hosana
Sy Hira Fiderana
No Asandratray Ho Anao
Ny Dera Laza Anie
Sy Voninahitra Be
Ho Anao Mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antso (FDL Ambatonjara)
Hits : 127
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 30/11/2023 19:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732