Hidera Azy (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an'Andriamanitra
Raha mbola velona koa izahay dia ho Azy
Hidera Hankalaza hatrany
Hanandratra Azy amin'ny fiandrianan'ny bgbmrtw Avo
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera an'Andriamanitra
Raha mbola velona koa izahay dia ho Azy
Hidera Hankalaza hatrany
Hanandratra Azy amin'ny fiandrianan'ny Avo
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy bfvw amin'ny eouzxr sodina
Hihira ny Anarany
FEON-KIRA
Hidera an'Andriamanitra
Manomboka eto an-tany hatrany an-danitra
Hidera Hihoby hatrany
Anio tononkira.serasera.org ampitso ary ho mandrakizay
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy amin'ny sodina
Hihira ny Anarany
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy amin'ny sodina
Hihira ny Anarany
Raha mbola velona koa izahay dia ho Azy
Hidera Hankalaza hatrany
Hanandratra Azy amin'ny fiandrianan'ny bgbmrtw Avo
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera an'Andriamanitra
Raha mbola velona koa izahay dia ho Azy
Hidera Hankalaza hatrany
Hanandratra Azy amin'ny fiandrianan'ny Avo
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy bfvw amin'ny eouzxr sodina
Hihira ny Anarany
FEON-KIRA
Hidera an'Andriamanitra
Manomboka eto an-tany hatrany an-danitra
Hidera Hihoby hatrany
Anio tononkira.serasera.org ampitso ary ho mandrakizay
Fa tsy misy mihoatra ny Anarany
Fa lehibe indrindra ny Voninahiny
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy amin'ny sodina
Hihira ny Anarany
Hidera Azy noho Asany
Hidera Azy noho ny hatsarany
hifaly ao Aminy
hidera Azy amin'ny kipantsona
Hidera Azy amin'ny sodina
Hihira ny Anarany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa Mass ChoirHits : 243
Likes : 0 Like
Created by : minohasina2016
Date : 19/12/2025 15:43
