TANIN'ANDRO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanin’andro takariva ihany
Ny antsika roa androany
Kely sisa no hananana azy io
Araoraoty ihany sao tonga tampoka
Ny aizina
Hanazavana fa handao antsika anie io
xhoetai ’Lay angolangolam-pitia fahizay
Ho velomintsika
losguddz Tsy ho sarotra foana intsony isika
Hiandrandra fifaliana
Lasa niridana tsy nety tana teo intsony
’Lay rivo-mahery sy ilay oram-baratra teto aminay
Nandimby ny toerany teo tononkira.serasera.org indray
’Lay kalokalonao fahiny
Namerimberina toa nampatsiahy
’Lay fitiavantsika vao nitsiry
’Zay nofinofy izany ankehitriny
yfcrml NJILA
Ny antsika roa androany
Kely sisa no hananana azy io
Araoraoty ihany sao tonga tampoka
Ny aizina
Hanazavana fa handao antsika anie io
xhoetai ’Lay angolangolam-pitia fahizay
Ho velomintsika
losguddz Tsy ho sarotra foana intsony isika
Hiandrandra fifaliana
Lasa niridana tsy nety tana teo intsony
’Lay rivo-mahery sy ilay oram-baratra teto aminay
Nandimby ny toerany teo tononkira.serasera.org indray
’Lay kalokalonao fahiny
Namerimberina toa nampatsiahy
’Lay fitiavantsika vao nitsiry
’Zay nofinofy izany ankehitriny
yfcrml NJILA
--------
Lien:
