TAKON'ILA (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izaho ry masoandro
No toy ny taratrao
Miantefa ao am-pony
Sy hitarik’azy
Hanilo azy
Mba te-hanan’elatra aho
Hanantona anao
Hitoetra aminao
Ho tia sy hiaro azy
Na semban-drahona (aza)
Nandalo foana irery
                     wegfn   Tsy saro-piaro aho, tsy tia tena aho
                      tononkira.serasera.org  Fa ho toa anao, an’izao tontolo izao
          uhgia              Hitondra hafaliana, hizara hafaliana
                       Hiombonako aminy ampy izay ho anay
Rehefa hody ianao
Ka hisaraka isika
Hahita azy indray aho
Ka hamihana azy
Miandry anao izahay
Ianao ry mazava
No hamoha anay
Hitondra hery vao
Hitarika, hampiray
’Zay no hcyb faniriako
Ianao no tokiko

                                       NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 7611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 09/07/2003 07:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149