RAHA NOFY (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fmxphb
Androany aloha manome toky ianao
Nomenao fitiavana aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso shrvzgg ve mbola ho tia ahy ianao?
REF Fa raha tononkira.serasera.org sanatria ka nofy izao rehetra izao
Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
penkwcyd Avelao aloha hanonofy farany aho
Azoko atao ve ny ahatoky anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
NJILA
Androany aloha manome toky ianao
Nomenao fitiavana aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso shrvzgg ve mbola ho tia ahy ianao?
REF Fa raha tononkira.serasera.org sanatria ka nofy izao rehetra izao
Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
penkwcyd Avelao aloha hanonofy farany aho
Azoko atao ve ny ahatoky anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
NJILA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjilaHits : 7110
Likes : 1 Like
Created by : Linah D
Date : 12/07/2003 12:05
