Eritreritra (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao aho
dia fihomehezana toa maneso,
no qsxu nasetrinao ahy
ka vahobahotra aho!
Fa singatsingan’embona
no nentiko nametsovetso fanahy
sy tononkira.serasera.org hitoetra anatiny
angamba ny faniriany;
Fa nieritreritra ny tsy handalo intsony aho,
Nataonao vazivazy ireo teny mba natao
Fa nieritreritra ny tsy handalo intsony aho;
Nefa raha fantatrao fa misy tsirim-pitiavana
atolotro anao;
Fa be ireo teniteny nandeha,
’zay nampanalasala anao,
Raha sitrakao odio tsy re,
Ka ny fonao no ilazao;
Fa te-hitoetra anatiny,
’Lay foko sanganehana
menamenatra tsy fidiny,
fa nihomehezanao.
Tsy anjarako angamba ny hanery anao,
Apetraho mba hazava tsara izay eedwf hevitrao,
Tsy anjarako angamba ny hanery anao.
Nefa aza feranao xcakqvt raha tia ny sainao sy ny fonao;
Fa hampijaly anao,
Tsy anjarako angamba ny hanery anao.
Tarika Njila

--------
Link: