Sangisangy Alakamisy Hariva (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sangisangy fotsiny ihany
No nandraisako ny mpxfl tananao
Sangisangy fotsiny ihany
Ireo toky rehetra izay nomeko anao
Sangisangy fotsiny ihany
No nilazako fa tiako ianao
Sangisangy fotsiny ihany
No niarahako taminao
Tsy ho avy intsony tononkira.serasera.org aho
Hitsena anao eny an-jaridaina
Tsy hifoha intsony aho
Hanatitra anao raha vao maraina
Tsy hangetaheta intsony aho
Hiandry ny Alakamisy hariva
Andro fahitako anao
Teo an-kamorin’ny fitia (2x)
Tongatonga ho azy teny
Ireo laingalainga fambarako anao
Tongatonga ho azy teny
Ireo toetra ratsy tsy mba nafeniko vyomegk anao
Tongatonga ha azy teny
No nilazako fa tsy tiako ianao
Dia tongatonga ha azy teny
Ilay andro iray izay cidwbz nandaozako anao
NJILA
No nandraisako ny mpxfl tananao
Sangisangy fotsiny ihany
Ireo toky rehetra izay nomeko anao
Sangisangy fotsiny ihany
No nilazako fa tiako ianao
Sangisangy fotsiny ihany
No niarahako taminao
Tsy ho avy intsony tononkira.serasera.org aho
Hitsena anao eny an-jaridaina
Tsy hifoha intsony aho
Hanatitra anao raha vao maraina
Tsy hangetaheta intsony aho
Hiandry ny Alakamisy hariva
Andro fahitako anao
Teo an-kamorin’ny fitia (2x)
Tongatonga ho azy teny
Ireo laingalainga fambarako anao
Tongatonga ho azy teny
Ireo toetra ratsy tsy mba nafeniko vyomegk anao
Tongatonga ha azy teny
No nilazako fa tsy tiako ianao
Dia tongatonga ha azy teny
Ilay andro iray izay cidwbz nandaozako anao
NJILA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjilaHits : 278
Likes : 0 Like
Created by : SitrakA1702
Date : 09/04/2026 22:16
