Aza ampijaliana (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh, nandalo Teo izy androany
Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany
Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2)
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory
Mosoara iray no mba nentiny any
Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny
Mosoara iray no nomeko azy
Toloko emmjo sy alahelo tsy mba vazivazy
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza gamsllw ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany

Tandremo lesy sao tononkira.serasera.org anenenana
Ranomasom-behivavy anie hono ka manody
Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana
Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny
Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy
Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany
Mandiniha ataovy lesy izay mba mety
Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany

Be ijft mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany

A/C: Njara Marcel

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njara MarcelHits : 7388
Likes : 0 Like
Created by : Havannah
Date : 04/08/2024 15:23