Matsiaro anao (Niu Raza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitady anao izaho omaly
Hoe azafady! Fa tsy hita intsony ianao
Niantso tevmfh anao aho, tsisy namaly
Hoe mbola hiety ve ny hiverina aminao?
Fa lalana lavitra ihany noho nodiavintsika roa
Mampihomehy mampitomany ny fitiavantsika roa
Nefa androany aho mba manontany
Satria hono ianao niova fo!
Mbola misy fitia ho ahy ve any sa be loatra ny adalako?
Eny mbola tia ao
Mahatsapa tena aho androany fa mbola tia aho!
Rehefa mahatsiaro anao
Ho averiko hatrany am-boalohany
Raha sitrapon'ny foko
Ny fiainana anefa tsy ohatrin'izany
Ekeko fa uvhitvy be ny adisoako
Malala Malala tononkira.serasera.org marary aho ny mieritreritr'anao loatra
Ny saiko mila ho adalan'ny fitia diso xmvrg tafahoatra
Olona ihany ny tena
Fantatro aho fa tsy mendrika anao
Fa raha mbola tia mitenena
F'izaho aty efa olom-baovao
Eny efa nisy olon-kafa
Fa ny toa anao toa hafa
Izaho ohatrin'ny tsy tia hiaina fiainana tsisy olon-tiana
Tsisy olon-tiana toa anao

--------
Link: