Singany (Liva sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
singany aho indrisy
ny havana tsy misy
lavitra olom-patatra
nefa manina foana
ôtran’izao d velontseto fatratra
fiv: fa any ho any mantsy izay
ireo hava-tiako
ka hany hihaonanay
indray no tena
hany faniriako
na ny fifaliana
na ny fihafihana
honjohonjoko hatrany
mba hanao ahoana ihany
ka any am-parany ihany
izay mba ho mety
hiafarany
fiv:
nefa ny hakiviana
tsy maintsy hariana
raha tiana ho tontosa
ny adidy izay nekena
ho an’ny firenena
na dia be sy mihavosa
fa any hoany mantsy
ireo hava-tiako
moa ve mandry fehizay izaho
miandry ilay tiako
eny akia
tsy ho mandrakizay izao ny fihaniako

iarys
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Liva sy Nirina
Hits : 2175
Likes : 0 Like
Created by : heriman
Date : 11/08/2006 08:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722