Ledera (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny nofin’i Ledera,
Ka niezaka izy hatramin’izao,
Ny faniriany dia ny ho tsara asa
Hanorina ireo orinasa.
Ny toa azy toa lasa lavitra
Ka mba nisy ny fanantenana
Hoe tafatsangana ilay orinasa
rynbdbr Izay mamokatra zava-baovao.
Ny faniriany dia ny ho "leader"
Kanefa izy toa lasa nihakamo,
Matetika mandany lera
Te hianatra nefa tsy afaka.
Ô ry ledera tononkira.serasera.org ô,
Miasà fa aza mandany lera,
zxmnr Fa enao izao no mba antenaina
jyxtmcx Hanavotra ity tanindrazana
Ka niezaka izy hatramin’izao,
Ny faniriany dia ny ho tsara asa
Hanorina ireo orinasa.
Ny toa azy toa lasa lavitra
Ka mba nisy ny fanantenana
Hoe tafatsangana ilay orinasa
rynbdbr Izay mamokatra zava-baovao.
Ny faniriany dia ny ho "leader"
Kanefa izy toa lasa nihakamo,
Matetika mandany lera
Te hianatra nefa tsy afaka.
Ô ry ledera tononkira.serasera.org ô,
Miasà fa aza mandany lera,
zxmnr Fa enao izao no mba antenaina
jyxtmcx Hanavotra ity tanindrazana
--------
Link:
