Dia veloma ikaky sy ineny (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia veloma Ikaky sy Ineny,
Hanaovako azy veloma
Hodiana raha tsy tamàna,
Ho vangiana raha malahelo,
Ry voninahitry ny zanany
Sy kiadinay tsy mba manana,
Matesa anie aho uvqixb ray retsy
Tafitohim-bato nafenin'ahitra
Latsa-dranomaso any an-tanin'olona.

Tambazako izay mahafoy
Raha tsy fgmrwar ditra no hialana,
Eny, singam-bolo tsy mahafehy faty,
Ranomaso tsy mahatana aina,
Tiavo indrindra re ny ray aman-dreny!

Velomy imaso ny ray aman-dreny
Ka mba tsarovy re ny soa nataony
Horirika an-tany mando ny ray
Ketsa an-doharano ny reny,
Maitso hariva, tomaratara-maraina,
Mavomavo hariva ary tononkira.serasera.org mpdavhy fotsy maraina,
Tiavo indrindra ny ray aman-dreny.


(nalaina avy amin'ny Anganon'ny Ntaolo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naka Rabemanantsoa
Visites : 2950
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/09/2018 19:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5026