Aoka tsy ho tezitra (ft Do Rajohnson) (MIKEA (Théo Rakotovao))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko ho vadinao izy iny
Izaho tsy namitaka anao
Fampahafantarana nataonao koa tsy nisy
Tsy izaho no tokony omenao tsiny
F'izy no efa tsy tia anao
Nefa koa efa moa tsy mampnanino ee
Raha izaho no ilazany
Fa ianao aza dia masiaka be
Oooo
Raha izaho aloha tsy mbola hafapo e
Mba ankafy ny soa fa tapaka koa e
Aoka moa rahalahy tsy manino e
Raha izao no andefitra
Izaho tsy mbola nahazo tsirony e
Ka aoka ianao tsy ho tezitra
Izany no tantaram-pitiavana (pitiavanay)
Lasa ihany ny andro volana taona
Nitoy ny tantaram-piainanay e
Tsy nifamangy ary tsy mba nihaona
Tosika sy trerona be no nataony
Raha mba nifanena izahay
Ka aza diamba mila vaniny e
Izy anie efa lasanao
Izaho tsy niaraka ela be taminy e
Indrisy efa lasa nandao
Raha izaho aloha tsy mbola hafampo e
Mb ankafy ny soa fa tapaka koae
Aoka moa rahalahy tsy maninona e
Raha izao no andefitra
Izaho tsy mbola nahazo tsirony ka aoka ianao tsy ho tezitra
Izany no tantaram- piainanay
Nefa koa moa mampaninona eee (tsy maninona e)
Raha izaho no ilaozany (ilaozany)
Fa ianao aza dia masiaka loatra (aza dia masiaka )
Ny hamadika dia sanatria (mila vaniny e , mila vaniny e)
Aza dia mba mila vaniny e
Izy any efa lasanao (izy efa lasanao)
Izaho tsy niaraka elabe taminy e
Izy anie efa lasa nandao
Izany no tantaram-pitiavanay
Tapaka teo ny fifandraisana
Ooooo
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIKEA (Théo Rakotovao)
Hits : 12815
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 25/01/2015 20:21
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114