RAMENAMASO (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny andro vao maraina,vao miarina ny loha
manitatra ny saina,mahatalanjona tokoa
dia miainga toa tsy syidyyth taitra,na dia somary maika
hanenjika fotoana,hanala vazomboana
ireo mponina an-tanàna,tsy atoro fa efa zatra
fa ny azy efa ho lava,tsy mba misy izay mazava
fa ny azy dia tantara,ts’isy henatra mandrara
simbainy ny tontolo,ka potika daholo
ho aiza ny lalanao Rakoto ô!,sisiny ihany re aleha
haiko ny adiresinao, f’ilay "bar" ao ambadika ao
fa akaiky tsy vquozxo lavitra,tsy mba saro-tadiavina
iny é! izy é!sondriana,mampiakatra vera tsy ankiato!
ref: iny Ramenamaso,aiza i Ramenamaso
migoka manaram-po,no sady midoroka
vvqgu aiza i Ramenamaso,iny Ramenamaso
tononkira.serasera.org fa babon’ny "alcool" ny fo-ny!!
tarika MIARA

--------
Link: