Tomany (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangina aho tsy nahateny
Lasa iny ianao nanadino, zaho ity nangina irery
Zaho marary baba
Dify ianao fa nahita olon-kafa

Na marary sizgtp aho dia hoavelako ianao
Anilanao iny foana no tiako nefa akory hatao..
Tsy hanantena aho fa avelao amin'izao
Na potipotika aza ny fo tsy hanantena iaah intsony

Tomany zaho cherie fa voafitakao ka tavela.
Marary izaho mijaly fa potika ny fo manantena
Ka dia mandehana fa izay no tapakao raha tononkira.serasera.org niteny
Tsy nampoiziko ity fonao hamadika ary hamela ahy ho irery

Sahy ianao tena sahy
raha hoavy ny andro himpody eto ianao
Izaho tsy ho tokana iray
Izaho mety efa any an-kafa indray
Na marary aho....

Tomany zaho ciydwm cherie fa voafitakao ka tavela.
Marary izaho mijaly fa potika ny fo manantena
Ka dia mandehana fa izay no tapakao raha niteny
Tsy nampoiziko ity fonao hamadika ary hamela ahy ho irery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 31169
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 15/09/2014 19:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.202