Raha mba fantatrao mantsy (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba fantatrao mantsy malala
Tebiteby isan'andro mahazo ny akama e e
Raha oviana ihany, eny sa tsia ?
Raha ny fitiavako anao no aposako indray
Mbola tsisy fiovany vao maika mitombo ô ô ô
Mila handrotra a a
Sahirantsaina aho

ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
Sasa-miandry avokoa izaho sy ny Fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
Mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty

Mahita anao fôna, isan'andro isan'andro ô
Mahatsiaro anao, ka lasa adala aho
Mihevera ra, fa samy mpandalo ô
ô ô ô ambor'ategna rô

ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
Sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
Mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty

ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
Sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
Mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 1860
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 02/04/2018 13:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729