POUPEE (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za tsy mahasaraka e!
baby's*6
Za tsy mahasaraka e!
baby's baby's*4
Oh Oh ouh Oh....
Alahelo nanditsoka ahy omaly iny
Indro nisava androany
Fa eto ianao akaiky ahy...yeah
Nanirery aho teto re ka nangina
Masonao mijery ahy,
Nisinda izay nampiahiahy
Poupée,poupée,poupée
Masonao mibaribary
Volonao tsara voarary
Poupée,poupée,poupée
Raha tsy eo ianao mararirary
Ny fiainako tsy lavorary
Oh ah yeeee eh eh
Tsy mahasaraka intsony hoy aho ny akama
Aza hilaozanao...tsy mahasaraka e!
Ah yeeeee eh eh...
Mitalaho re mba tena miangavy
Aza hilaozanao!
Za tsy mahasaraka e!*2
Oh Oh ouh Oh...Tsy mahasaraka e!
Tsikitsikinao tsisy ahiahy
Toky nomenao ahy
Babonao ny fanahy...yeeeah...
Sexy sexy izy nge tonight
Koa dia matimaty aho baby!
Ianao mihitsy ilay poupée barbie!
Poupé,poupée,poupée
Zah tsy mahasaraka e!*2
Oh Oh ouh Oh....
Tsy mahasaraka e!
Poupée,poupée,poupée
Gasigasy manaitra ny maro
Gasy ka manja tsy mifangaro.
Poupée,poupée,poupée
Ianao foana rehefa mba mahatsiaro
Gasigasy toa mahasaropiaro
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 1962
Likes : 1 Like
Created by : tsanta07
Date : 14/07/2018 08:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722