Noho ianao (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey i hey...
Hummmm...

Reko na efa ela nandao
Malala tsy foiko izy iny
Ilay fitiavako tsy nangina
Ilay fitia rehetra ato am-poko mbola mitahiry

Ho adin-tsaina hameno hakiviana
Fa tantara sisa ireny
Ankehitriny, toa alahelo
'Zaho ity manirery

Ref:
Noho ianao, izaho mangina
Mbola tia, mangirifiry
Noho ianao, no nahatsiaro fijaliana
Nefa, tsiky kely babonao
Ankehitriny, tsisy ao atao,
Efa lasana tokoa
Alon-drano sisa ireny
Sisa ireny, yeah yeah

Tsy manadino no hany napetrakao
Foko ity tsy mino izaho hoe
Tsy ahita intsony anao
Nefa ianao nahavita izao, toa nangina ny foko
Ratram-po tsy haiko hazavaina intsony
Sisa namako hatrizao
Namako hatrizao
K'izaho misento raha tsy eo ianao

Ref:
Noho ianao, izaho mangina
Mbola tia, mangirifiry
Noho ianao, no nahatsiaro fijaliana
Nefa, tsiky kely babonao
Ankehitriny, tsisy ao atao,
Efa lasana tokoa
Alon-drano sisa ireny
Sisa ireny, yeah yeah

Hiezaka aho ny hanadino ny lasantsika
Izaho sy ianao,

Ref:
Noho ianao, izaho mangina
Mbola tia, mangirifiry
Noho ianao, no nahatsiaro fijaliana
Nefa, tsiky kely babonao
Ankehitriny, tsisy ao atao,
Efa lasana tokoa
Alon-drano sisa ireny
Sisa ireny

Mangatsiaka tsy eo ianao
Iza indray no ataoko hisolo anao?
Hanadinoiko izao rehetra izao?
Satria tokana ianao,
Tokana ao am-poko ao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 9815
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/03/2015 09:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075