My queen (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny kintana andanitra ambony Eny foiko tokoa ky omena anao
Angamba tsy ho voatanisa intsony
Reny rediredy efa isan'andro izao
You are the One,you are My Queen
Ilay fitiavako azy tsy misy tsiny
You are my love maman’ny zanako iny
Tsy misy tsony ahasaraka ahy aminao
Izay misy anao tiako hisy ahy
Ny antsika ny fo mitempo iray
Aleoko ihany ky mampatsiahy
Fa ny foko efa anao ka aza miahiahy
Aza miahiahy, aza asiana ahiahy
My Queen aza miahiahy
Efa bé tokoa ny vita hatrizay
‘Lay fitiavantsika reko miha-mafana
Aleo mba ho foana amin’izay ny ahiahy
‘Lay voady no tafio fanantenana
You are the One,you are My Queen
Ilay fitiavako azy tsy misy tsiny
You are my love maman’ny zanako iny
Tsy misy tsony ahasaraka ahy aminao
Zay misy anao tiako hisy ahy
Ny antsika ny fo mitempo iray
Aleoko ihany ky mampatsiahy
Fa ny foko efa anao ka aza miahiahy
Tsanta
--------
Link: