fo mitia (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy ianao hijery ahy
tsy andry izany oe ho aty
mamiratra ny andro maraina
injao mientana ny fo sy fanahy
izaho ilay niantso nrfbhq hoe avia
dia foana hatreo ireo taraina


pont : eny aminao zany hatsarana ry tiako ô!!!!
          mamiratra feno hazavana  izay misy anao

ref : mamy ny eo anilanao
       dia babo ny fanahy   tononkira.serasera.org eny babo tsotra izao
       fo mitia nomeko anao ,eny am pitiavana
       tsy mba nolavinao

Oh O O ........

Tonga zlos indray hijery anao
Izaho ilay babo efa tia
e weczpeby vonona ny fo sy saina
tsy nifankafohy hatramizao
samy tia tena tia
ireo tambitamby tsy mety ho lany

pont : eny aminao ...

ref : mamy ny eo anilanao ...

Oh O O .........

eny satria ho doria
tokoa ny fanirianay
eny ho diso izay tsy tia
satria ho mandrakizay


eny f'ianao ihany mbola ianao ihany
ianao hatrany ...no mba tiako


ref : mamy ny eo anilanao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 8832
Likes : 1 Like
Created by : tissakely
Date : 14/09/2012 10:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386