Voahangy raraka (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro lohataona hono cbduacar
Voahangy raraka
Nefa toy ny zava-poana
Rehefa injay isika tafaraka
Fa dryu ’zay andro mibaliaka
Ts’isy antony
Resin’ ny fiarahantsika
Ny hakantony

Ny antsika anie ry Malala
Ts’isy dikany ny fotoana
Masoandro, orana, fanala
Ny mahafaly dia tononkira.serasera.org ny mihaona

Ny diamondra vatosoa
Tena miavaka
Fa ny fiarahantsika roa
Mbola hafa raha firavaka
Tsara ny volamena
Saingy mety hosoka
Fa ny toky ’zay nomena
Tsy voakosoka

Ny antsika anie sombinaina
Toy ny fati-drà
Raha tsy hoe miritra aina
Ny fatotra tsy spmxfz hivaha


DADAH

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 6144
Likes : 0 Like
Created by : Hasina
Date : 24/10/2003 11:28
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0232