Velo (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofafako daholo ny fahatsiarovako
Fa ianao irery, rqrfg no tsy mba very
Nofafako daholo ny tantaram-pitiavako
Fa ny tononkira.serasera.org anaranao no tavela ao

Ô Velo, velon-kira aho e
Fa ianao no velona ao anatiko ao
Ô Velo, velon-kira aho e
Ny rtzf lanitra avo ka tsy takatro

Noteteziko daholo
Izao tontolo izao
Fa tsy mbola misy ny mitovy aminao

Noteteziko daholo
Faritany maro
Fa ianao ihany
No mahasaro-piaro.

Ô velo, velom-panantenana
Ity fiainako, efa saika karakaina
Ô velo, velom-panantenana
Ity fiainako, lasa feno srqyuvui fikasana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0921