Tafaray samy tia (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAFARAHY SAMY TIA (Mahaleo)
Raha miombona lhjru ny olon-droa, dia mifanome teny
Fa na ho ratsy na ho soa dia ho azy sbkpdm ihany ireny
Ireny maraina mibaliaka ary koa tononkira.serasera.org ireny lanitra rakotra
Tsy ahoany ny hatsiaka satria ny fo afaka hifandrakotra.
Ôôôh, Izay gulewva no tafaray, no tafaray samy tia (x2)
Raha toa ny ratsy mandroso tsy akin-jery
Dia hifaoka izay efa najoro.
Tsy hiaiky ho lavo fa hanao an-kery
Hanarina ty fo torotoro.
Ôôôh, Izay no tafaray, no tafaray samy tia (x2)
Raha ny hambom-po tsy mahasoa dia tsy omeny fahefana
Fa iray saina iray fo ka ny mifanazava no hany lalàna.
Raha misy olona miadaladala te handrodana ny hasambarana
Isika roa tsy hisalasala handroaka ity fahavalo ikambanana.

--------
Link: