SAFIDY (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no hanjo a,
Raha tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa,
Na faly na maloka ny fo...,
Ianao tononkira.serasera.org tsy lavitra fa teo anilako

Ny masonao no ahitako,
Ny tanana, ny lala-nolalovako
Izay lalanao dia hozakaiko
Izay mihatra aminao dia mihatra @ aiko...


Réf:

Izany ’akia no Fitia,
Fitia tena fitia,
’Iray ihany, iray safidy
Izany ’akia no fitia,
Izay tiako no tian-dry,
Mizara ny mamy, mangidy,
Voatsongo ianao,
Izaho no marary...
Osa anao , izaho no tsizarizary,
Sanatria tsy hifanary...
Toa rano sy vary...



Izay teninao ldyuho no holalaiko
Izay fhiavs sitrakao no mameno ny saiko
Izay  babinao no hozakaiko
Izay mihatra aminao dia miantraika @ aiko..

Tanan-kavia sy havanana,
Na mora na sarotra,iaraha-manana..
Ny mafy ifanohanana...
Na mora na znfqgv sarotra iaraha -iondanana...

Réf:..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 5808
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/05/2006 13:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032