Raozy Vony (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miavaka eo an-jaridaina
Ka maha-sodoka ny mpandalo
Mandravaka ny efitranoko
Ka manala ny sorisory
pwpox Ô Raozy vony, Raozy irony izay mamony
Ô Raozy vony, Raozy irony izay mamony
Raozy kely toa raozy dia
Kely nefa be fitia
Raozy kely toa kanto ery
Kely nefa maha te ho tia
tononkira.serasera.org Ô, ô, ô, ô, Roazy vony
Ô Raozy vony
Ô Raozy vony …
xbxelr Raozy kely toa raozy dia …
Ô, ô, ô, ô, Roazy vony
vjps Ô Raozy vony
MAHALEO
Ka maha-sodoka ny mpandalo
Mandravaka ny efitranoko
Ka manala ny sorisory
pwpox Ô Raozy vony, Raozy irony izay mamony
Ô Raozy vony, Raozy irony izay mamony
Raozy kely toa raozy dia
Kely nefa be fitia
Raozy kely toa kanto ery
Kely nefa maha te ho tia
tononkira.serasera.org Ô, ô, ô, ô, Roazy vony
Ô Raozy vony
Ô Raozy vony …
xbxelr Raozy kely toa raozy dia …
Ô, ô, ô, ô, Roazy vony
vjps Ô Raozy vony
MAHALEO
--------
Link:
