Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rabe (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao tonga ny maraina eiqxqtsm
Dia iny izy eny
Nefa toa malaindaina
Ilay mpirenireny
Ny ankanjony moa
Mitampotampona ihany
Palitao sy pataloha
Efa ela teto an-tany
Tsy rotitra akory RABE
Mibaby ny qugiv gitarany
Eny an-dalambe
No mmvoic hifohany ilay sigara,sigarabe-any
Dia iny indray izy
Toa tola dia tola
Mahatsiaro ny fahiny
fony be tononkira.serasera.org vola
Ny gitara irery izao
No hany fitadiavam-bola
Ary ny feony mitalaho
No fatoriam-pitia sisa
DAMA
Dia iny izy eny
Nefa toa malaindaina
Ilay mpirenireny
Ny ankanjony moa
Mitampotampona ihany
Palitao sy pataloha
Efa ela teto an-tany
Tsy rotitra akory RABE
Mibaby ny qugiv gitarany
Eny an-dalambe
No mmvoic hifohany ilay sigara,sigarabe-any
Dia iny indray izy
Toa tola dia tola
Mahatsiaro ny fahiny
fony be tononkira.serasera.org vola
Ny gitara irery izao
No hany fitadiavam-bola
Ary ny feony mitalaho
No fatoriam-pitia sisa
DAMA
--------
Link:
