Omaly akia (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omaly akia toa tsy halazo
Namelana maintso toa tsy taaqmuo handao ny hazo
Omaly akia lavitry nkfhwdgf ny ahiahy
Ravoravo fanahy, tanora ka sahisahy

Omaly Akia tsy fantatra ny tahotra
Niriaria tsy mba niahotra
Omaly akia izao fiainana izao
Izay rehetra natao toa kilalao

Omaly akia toa tsy ho rendrika
Mitsikitsiky sy miran’endrika
Izay nanjo tononkira.serasera.org tsy nahoana avokoa
Hay ny nampitony fo toa voninkazo tsy ho lo

Ankehitriny felana mavo
Miandry ny andro izay hahalavo
Ankehitriny antitra tsy afa-mihetsika
Mpilomano lany tetika
Miandry izay hampilentika

Omaly akia omvqnpgb lavitry ny ahiahy
Ravoravo fanahy Tanora ka sahisahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 12157
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 30/09/2002 10:25
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155