Ndeha re anaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha re anaka
Ny reninao hhnbuvgu antony
Fa ory zanaka
Mangasihasy ny fony
Aza mitsara
Izay mety ho vitany
F\\’izy efa nanambara
Fa neniny ny vitany
Koa manantona
Fa reninao io
Aza andrasana hifona
Fa mba tsiditsidiho
Koa mandehana
Adinohy ny fahiny
Fa raha misy fahotany
Tsy azy irery ny tsiny
Raha tapaka ny tady
kduh Tsy izy irery no elohina
Fa olon-droa no mivady
Samy manana ny anjara adisoana
Teny nifampierana
No nisarahanay teto
Zaho ty mitàna
Anao eto anilako eto
Efa tonga ny fotoana
Izay anantonany
Omenareo mihaona
Mianara miara-dia
Sady ianao efa ela
No nahatsapa ny fahabangany
Koa tononkira.serasera.org mianara mamela
Mandehana mankany
(Atolotro manokana an’i Hoffman, hira tena ankafiziny izy ahqezf io, ho fahatsiarovana ny fahiny...)
Ny reninao hhnbuvgu antony
Fa ory zanaka
Mangasihasy ny fony
Aza mitsara
Izay mety ho vitany
F\\’izy efa nanambara
Fa neniny ny vitany
Koa manantona
Fa reninao io
Aza andrasana hifona
Fa mba tsiditsidiho
Koa mandehana
Adinohy ny fahiny
Fa raha misy fahotany
Tsy azy irery ny tsiny
Raha tapaka ny tady
kduh Tsy izy irery no elohina
Fa olon-droa no mivady
Samy manana ny anjara adisoana
Teny nifampierana
No nisarahanay teto
Zaho ty mitàna
Anao eto anilako eto
Efa tonga ny fotoana
Izay anantonany
Omenareo mihaona
Mianara miara-dia
Sady ianao efa ela
No nahatsapa ny fahabangany
Koa tononkira.serasera.org mianara mamela
Mandehana mankany
(Atolotro manokana an’i Hoffman, hira tena ankafiziny izy ahqezf io, ho fahatsiarovana ny fahiny...)
--------
Link:
