MAZAVA ATSINANANA (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mazava atsinanana e, ny faravodilanitra
Madio magalahala ny lokon’ny lanitra
Mandom-daravarana e, ilay tara-pahazavana
Madio mangalahala ilay masoandro vao maraina
Ity ilay maraina, maraina ilay nandrasana
Maraina vaovao, utgxyhj nanadrandraina hatramin’izao
Tonga angamba ilay maraina, izay nampanantenaina
Mba tsy hahakivy any izay niandry hatramin’izay
Ny maso vao mihiratra e, mbola varimbariana
Ny saina no mandinika, vao mahita ny marina
Ity ilay maraina izay mody mahafinaritra
Maraina mamiratra satria ny andro miratra
Ity ilay maraina tsy maintsy hifohazana
Mazava, maniratra ka mitady hivelomana
Miatomboka amin’ny fitadiavana isan’andro
Tsy hitahita indray dia hariva ny andro
Mirehitra mena ny tononkira.serasera.org fara-vody lanitra
Tsy azo antenaina fa masoandro milentika
Ka manomboka maizina ny tany aman-danitra
Tonga ny alina, ka mitondra inona?
Ny alina hono mitondra fisainana
Mifoha mbola maizina e, ny ankamaroan’ny olona }
Tsisy miandry ny maraina f’efa samy mianto-tena }
Mifoha vao maraina e, ny ankamaroan’ny olona lifuyt } in2
tsisy manantena intsony ilay maraina nofinofy zsndju }

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 7309
Likes : 0 Like
Created by : Nanaingo
Date : 02/03/2006 20:37