Mandehana mankany (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha re ry anaka,ty reninao atony,
Fa ory anaka,mangasihasy ny fony,
Aza mitsara ,’zay mety ho vitany
F’izy efa nanambara fa neniny ny ditrany,
Koa manantona fa reninao io
Aza andrasana hifona fa mba tsiditsiho,
xyqlf Koa mandehana,hadinoy ny fahiny,
tononkira.serasera.org Fa raha nisy fahotana,tsy azy irery ny tsiny,
Raha tapaka ny tady,
tsy izy irery no helohina,
Fa olon-droa no nivady tgwmjfq ,
Samy manana ny anjara hadisoana,
Teny nifampierana no nisarahana teto,
Izaho tia tena mitana anao bvphyt eto anilako eto,
Nefa tonga ny fotoana izay hanantonany,
Koa ndeha nareo mihaona,mianara miara-dia
Sady ianao efa ela,no nahatsapa ny fahabangany
Koa mianara mamela,MANDEHANA MANKANY

--------
Link: