Mamy ny mody (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny mody an-tany niaviana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!Mamy ny mody, hahita olon-tiana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!
Fa omby adala nandao ny vala.
Tsy nahita fodiana satria toa varimbariana ô!
Nefa mamy ny mody an-tany niaviana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!
Mamy ny mody, hahita olon-tiana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!
Voron-kely adala, sarakin'ny ala.
Nahita ala vaovao ka saiky tamana tao ô!

Fa lalitr’adala sendra tranon-kala.
Voafingana vao variana, diso làlana hiviliana ô!

Fa tantsaha nanao tanim-bary. Tsy naharaka fiainam-bazaha
Ka nandraky nandraky narary
Fa Mamy ny mody an-tany niaviana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!

https://www.youtube.com/watch?v=nRRxgonUM-s
Mahaleo
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
03/08/2015 02:50)
Fanintsiana : Mamy ny Mody (Mahaleo)
Mamy ny mody an-tany niaviana ô! Eny ry lahy e, eny reroy e!

Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 6244
Likes : 0 Like
Created by : jerijery mora foana
Date : 14/12/2001 09:06