Kat'mi (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marisarisa tsy salama hono ny toe-karena
Sendra làlana malama mampihenahena
Mandositra ny ambanivohitra ny fahantrana
Mirongatra eny ambonivohitra izy ka tsy tana
Aiza ho aiza bzzsijyn hoy ianao no toerana hamaharany e
Hanorenany indray zay mety ho tantarany
Fa eny ambodimbody hazo
Tsy hahalala tazotazo
Tazotazom-pahantrana sarotra ialana
Tsy ho ela dia ho fefika ilay tanàna
Mitombo an-toerana isan’andro izao ny kat’mi
Mampanjelatra masoandro ireo trano fatim-bý
Mirongatra etsy sy eroa, maniry toy ny anana
Mivangongo ao avokoa rehefa mety tsy fananana
Ny hohanina amin’izany tsy misy tokotaniny
Be ireo zaza fanimpanina, tsy misy ny hohanina
Fa eny andavandavampako
No miady mifandako
Hamenoana lay vavony tsy mety tony
Noana lava tsy ampy saosy ka mangaro-paosy
Mipetraka ho ahy sy txudz ho anao, io no zava-misy
Havako io, havanao, tsy vitan’ny indrisy
Niangaran’ny fiainana sy ny vintana
Tapi-dalan-kitarainana toa trondro azom-pitana
Inona ary hoy ianao no vahaolana maharitra
Hahatonga azy ireo mba olona tononkira.serasera.org finaritra
Manana asa ivelomana
Mba tsy hitoka-monina
Hanjary olom-baovao, manan-katao.
Manan-jò, manan-tsafidy mba tsy ho voavidy
Gasy ray, gasy reny izy ireny
Gasy ray, gasy squg reny izy ireny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 4348
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 22/10/2015 20:44