Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA HOAVY TSY HO ELA AHO (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa hoavy tsy ho ela aho
hanolo ny hatsiaka ho hafanana
f’izaho tsy hamela ny haizina handresy ny hazavana
ireo mafy niafiko nandaozako ankany
namoizako ny tiako nefa nikipiko
mba hahafahako hivimbina hafaliana any aoriana
Fa nipotrapotraka ny hatsembohako
Toa tsy ho lavo ny vatako trotraka
Manahy ny ho znkugye lavo fa mijoro ihany
Tsy maintsy hivaly ,ny andro nanorana mbola ho tsara
Ianareo tsy hijaly,fa hoavy aho ho tonga
hikarakara any afara
Fa hoavy aho sombinaina
Tsy hahantra tononkira.serasera.org aho na dia tsy ho mpanana koa
Saingy tsy hiveri-maina
f’hitondra ny ampy hiavian’ny soa
Hoavy rgeq aho hitoetra hanandratra anao ho ambony
Ny fahoriana ngpa rehetra tsy handresy lahatra intsony
Fa hitony
Ianao sasa niandry nizaka nangina izay nidona
Tsy tafandry mandry nefa tsy kivy tsy nirona
F’injay isika hihaona ianao ilay nitondra
ianao ilay nizaka tsy ho olokolom-poana
fa hoasandratro ho mpanjaka
Afaka hitraka

--------
Link: