alina mangina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alina aty tsy ali-mangina:anjakan\\’ny habibiana,
riran\\’antsy no hatoriana,
anjakan\\’ny habibina.
Ny alina aty tsy ali-mangina:
anjakan\\’ny habibiana,
riran\\’antsy no hatoriana,
anjakan\\’ny habibina
Olon-dratsy mirongo fiadiana
mamakivaky ny ali-mangina
Manafika antoandro izao ny dahalo,
lasany mbamin\\’ny anjra masoandro.
Ny alina aty tsy ali-mangina:
anjakan\\’ny habibiana,
riran\\’antsy no hatoriana,
anjakan\\’ny habibina.
Tsy misy afa-tsy ny firaisankinantsika e!
Io ihany no hanavotra antsika e!
Raha samy mandeha samy midaty:
eo isika mianakavy!
Ny alina aty tsy ali-mangina:
anjakan\\’ny habibiana,
riran\\’antsy no hatoriana,
anjakan\\’ny habibina.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 19516
Likes : 1 Like
Created by : ftma
Date : 18/05/2005 00:13