alina mangina

Lohateny alina mangina
Nampiditra martin
Tamin'ny 05/10/2006 11:07
Vangy : 830


Ny alina aty tsy ali-mangina:

anjakan\\\'ny habibiana,

riran\\\'antsy no hatoriana,

anjakan\\\'ny habibina.



    Ny alina aty tsy ali-mangina:

    anjakan\\\'ny habibiana,

    riran\\\'antsy no hatoriana,

    anjakan\\\'ny habibina



Olon-dratsy mirongo fiadiana

mamakivaky ny ali-mangina

Manafika antoandro izao ny dahalo,

lasany mbamin\\\'ny anjra masoandro.



    Ny alina aty tsy ali-mangina:

    anjakan\\\'ny habibiana,

    riran\\\'antsy no hatoriana,

    anjakan\\\'ny habibina.



Tsy misy afa-tsy ny firaisankinantsika e!

Io ihany no hanavotra antsika e!

Raha samy mandeha samy midaty:

eo isika mianakavy!



    Ny alina aty tsy ali-mangina:

    anjakan\\\'ny habibiana,

    riran\\\'antsy no hatoriana,

    anjakan\\\'ny habibina.

     

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071