Ampidiro aloha ny tenimiafina
NENY (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola bada lela aho ka nianatra niteny
Dia faly aok’izany rehefa miantso anao ry neny
Raha raisin’olon-kafa fony mbola kely izany
Dia tsy mety fa tomany mamikitra amin’ny neny ihany
Raha misy olombelona sahy nanolotra ny ainy
Ka nanome ny soa rehetra mety ho takatry ny sainy
Izaho dia tsy hisalasala ka hilaza fa i neny
Tsy notambazam-bola akory dia nanolotra tononkira.serasera.org ireny
Fitia tsy mba mila valiny ny fitiavanao ry neny
Fitia tsy ptarws mba mila dera, fitia tsy ankiteniteny
Tsy ho wcbydi ampy mihitsy tmwajfp ny fiteny hoentiko hilazàna izany
Satria fitia tsy azo oharina amin’ny lanitra sy tany
Raha nikapoka ahy i dada ka nanafay f’izaho naditra
Dia ny fon’i neny koa no fenofeno toa hitritra
N’inona nahazo ahy, na fahoriana tonga tamiko
Dia i neny, i neny ihany no fanafody mamiko
Tonony sy feony: Naly Rakotofiringa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 4324
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 15/04/2007 01:19