Tsy manigno (Luchass Raz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro marary zaho , tô nilaozany nefa….
Ilay fitiavako tsy mbola niova e… , ka tena lasa any izy e!
Tsy tsapany ity foko tia anazy e!
Tsy mampaninona fa aleo irery aho , tsy mampaninona fa tononkira.serasera.org aleo ijanona aho
Aleko ijanona ho célibataire , fa zaho tsy tia anao Hitsony e….
Veloma mandrampihona ianao malala tiako…
Satria tena vita anao iny drakô , ilay fikasako mba hoe mandrakizay
Ka Nefa fa tô lasa fisarahana indray e!
Tsy mampaninona fa aleo irery aho , tsy mampaninona fa aleo ijanona aho
Aleko ijanona ho célibataire , fa zaho tsy tia anao Hitsony e…
REF : Malahelo ao anatiko ao , Na velanao izaho
Tsy nampoiziko iny ianao , Navita ahy tohy izao
qxpno Malahelo ao anatiko ao , Nilaozanao ré aho
Malahelo zaho aminao , Malahelo…Oh..
Ka rehefa tsy anjarako ihany ianao dia dia…. , Dia aleo ny fitiavako hifindra ho any lspyu hafa
Fa ny tantara tsika roa ireny e! Tsy hafaka tohizana fa efa voafafa
Ka aleo hivalona ho tantara ny lasa , Aleo ny ho avy mba andeha ho banjinona
Fa niatsika efa tantara vita tsinina , Ka aleo hivalona ho tony nofy ririnina
Fa zaho tsy anozina fa mahita ny tsara sy izay mba tena ho anjara
Zakaiko foana ny ahy ity na mangidy , hefiko foana ny ahy ity fa efa safidy e!
Fa zaho tsy anozina fa mahita ny tsara sy izay mba kmmxh tena ho anjara

Ye…Tsy fantrao fa.. zaho anie ilay tena tia e!
Tsy manigno e! izay zany , tia anao dia , aleo samy vta ,zay
REF:
A/C: LUCHASS RAZ

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Luchass RazVangy : 1111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 07/12/2020 19:53