Hadisoako (Luchass Raz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako daholo ireny tany ampiandohany ireny e
'Tsika sy ianao mbola hafa raha mpifankatia tamin'ireny e
Dia hoy ianao byotgmu hoe ianao ho ahy irery e
Fa ny antsika tononkira.serasera.org ny fitia tsy natao an-tery e
Ka be ireo ditra, revy sy ny toaka
Izaho rehefa mamo dia midegôba
Mila tsy ho zakanao mihitsy angaha ny hamamoako
Indraindray ianao tezitra dia mitomany mitoloko
Maro ireo vono, daroka izay nahazo anao
Nefa tsy mba fantako akory hoe marary ianao
Nefa indro sendra tsy nahy voadona mafy ianao
Dia nitondra aretina sy nampiditra hopitaly anao.
Neny nadia lasa aza
Ianao dia mba tsarovy zao.
Na dia fahafatesana aza no mampisaraka an'izaho sy ianao
Nefa na dia izany aza hadinonao fa ny foko anie ka mbola tia anao
Ankehitriny voa nenina ireo zava-nataoko taminao
Toy ny vono sy daroka izay nahazo anao aho
Fa hifonako aminao dia mbola mahare ianao
Fa raha ny tenin'ny dokotera dia tsy ho ela intsony ianao imgxqgv dia handao
Noho izay aretina izay nahazo anao
Ao fa hifonako lhktnf aminao ireny zava-bita ireny.
Ao fa hiezaka izaho hitaiza ny zanantsika
Fa izay mianaka mbola manantena ny fitiavanao.

Na dia mafy aza izany tsy ho kivy akory (fa ny ditrako ihany no nahatonga izany)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Luchass RazHits : 2059
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/10/2018 22:07