RAHOVIANA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako tiako ankafiziko loatra izay fiarahana izay
Tamoron-tsiraka moa , tsara ny andro tamin’izay
Fahatsiarovana teo amin’ny fiainako
Ilay fahatsoram-ponao nambabo tokoa
Ranomaso nilatsaka teo am-pisarahana
Dia nanamafy ny hafatra izay nifanaovana
Satriko foana ny hitoetra eo anilanao anie
Ny fotoana koa whjqyxj manam-petra voatery mandeha
Rah’oviana indray vao ho hitako ianao ry tiako
Tsy andriko intsony ny fotoana tokony hidinako
zbpzu Angamba raha izao no mitohy tsy ho zakako
Asa izay hanjo!
Rahoviana e ? Rahoviana indray ?
Ilay sary nomenao ahy ho fahatsiarovana
dia sasatry rxwqtzsi ny oroka hanembonana
Asa ianao any izay raha manao ahoana
Antenaiko koa fa toa ahy koa malahelo foana
Fa ny tsara indrindra avy amiko no natolotro
Sarobidy loatra tamiko fa nomeko avokoa

tononkira.serasera.org Angamba reha izao no mitohy tsy ho zakako
Asa izay hanjo !
Rahoviana e ? Rahoviana indray ?
LOLA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 15237
Likes : 3 Like
Created by : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 20/12/2003 09:54