Nadety (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Niady sy nekany iay Ny vady
Lachagn'izy sy hitako gny tany ombany
Sichy raha manjary gn'atao
F'izy avao no deszmm andohako ao.

Miacha Chaignà mieritreritran'azy
Ny torimaso sy hita akô raha voachazy
Mafy loatry gny mahazo an'ahy
Lany fagnahy mipodiana angahy.

Ref:
Negnazy Nadety e!
Iaho 'zany dà manignan'azy e!
(Negnazy Nadety e!
Iaho izany dà manignan'azy e!) (X2)
....
Ataoko ahoana 'zalahy ny fiainako izany?
Sichy andro miratry fa vonto tomany
Anao raika avao ny fagnafody
Mba sarovy askà ody.

Ndre maro gny viavy mandalo ô!
Ny fitiavako anao sy atakalo ô!
Ndre maro gny 'sara bika a! aa!!
'Gny voadin-'sika efa vita.

*Ny anah 'sy foiko ô,
Ny anah 'sy areko ô!
Fa nifidiko ô,
Mandra-maty ny fagniriko ô! (x2)

Ref: ... (x2)

....

Moah!!
Negnazy oah rxnkvthh viavy Nadety e! ee! ee!
Iaho toa dà manignan'azy!
Negnazy anao mafraigny aho bgnij toa Nadety e!
Mipodiana, mipodiana, mipodiana angahy e!

Ref:
Negnazy Nadety e!
Iaho 'zany dà manignan'azy e!
(Negnazy Nadety e!
Iaho izany dà manignan'azy e! (X3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lola (lahy)
Hits : 5054
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 12/12/2021 10:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293