K'atao An'izany (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsy azotory iaho lahaly nandiniky raha nizakainao oh
Tsy nahita tory iaho ngay nieritreritry raha niresainao oh
(Mifona vilavila gne fiainantsika ah)
(Mifona mivalo iaho ngay)
Indroy tratry nampiariky anao tsy nagneky fa avy tihisaraky
Nivorianao gny fianakaviana
Mopera masera tao pastera
(Mifona vilavila gne fiainantsika ah)
(Mifona mivalo iaho ngay)

Ref : K'atao an'izany iaho oh oh oh
Tsy agnano koa aho vadiko ouh
Fombany gny lehilahy
Gny misakeza indraindraiky
Anao gny vady an-tragno mba maregna ka taitaitry
(×2)

2. Zahay marô gny zanantsika mampalahelo mipitrapitra
Fianarany aby tsy vita miasa saigny amin'ny gidragidra
(Mifona vilavila gne fiainantsika ah)
(Mifona mivalo iaho ngay)
Entsaky gn'ady iaho ngay
Lany fagnahy okan'zay
Mivalo iaho vadiko tiako
Io rendrarendra fa anao tsy ariako oh
(Mifona vilavila gne fiainantsika ah)
(Mifona mivalo iaho ngay)

Ref : (×2)
Hihi...
"Ôkany agny zalahy zany resaky zany ka
Ha farany zay"
Ay ay ay ay
Hum

Maro be gny viavy tsisy atakaloko anao oh
Maro koa gny saramba ambaky agny fa kilalao
(×2)

Ref :
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lola (lahy)
Hits : 106
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 06/04/2025 21:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0898