Mila anao (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity sambo kely ny finoako
Voatompan'ny onjan-drano lehibe
Ka mila hianjera sy ho rendrika izahay
Ka mila anao ry Jesoa lxvb o}x2
Refrain:
{Tompo o ampio izahy
Fa sarotra ny fiainanay
Ilay teninao no mbvjmqj andrasako hoe ,mitsahara dia wbgzcg hitsahatra ny rivotra }x2

Ry Jesosy tompo mpamonjiko
Hianao ilay ozatry ny fiainanay
Dia reraka izahay raha tsy misy anao
Ka mila anao hamonjy anay }x1
Refrain;
Mpampianatra hira tononkira.serasera.org SEKOLY ALAHADY
TSILAINTAFIKA
ANDRIANAHINA
JEAN
LEOPAUL JUVENOT

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335