Eh teraka ao betlehema (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eh teraka ndtow ao betlehema
Ilay mpamonjy atao hoe mesia
Zay nantenaina hatramin'ny ela
Indro teraka ao betlehema anio

Refrain
Asandrato re feo fiobiana
Haleloia ,hosana
Hoan'Andriamanitra
Famonjena hoantsika
Eto an-tany


2-Eh teraka nsvpiiq ao ambalan'omby
Ilay mpanjaka vpbr miavaka
Zaza masina sady tononkira.serasera.org soa
Indro teraka ao betlehema anio

ANDRIANAHINA
Jean Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : LES JUVES
Visites : 1596
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hirajuves
Date : 25/11/2018 22:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0246