Hajao rehefa tiana (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky fôna izy na marary
Tsy fantatrao fa izy tononkira.serasera.org mijaly
'Reo ditranw niafiany odiany tsy ho lala
Miafin'izy rehefa mitomany

Karakarainy ianw
Omeny izay tinw
Satria tiany ianw
Na izw tontolo izw
ts atakalony anw
Satria tiany ianw

Fiv: Hajao rehefa tiana, aza ampijaliana
      Sao yjgelm hanenina ianw rehefa any aoriana
      Hajao rehefa tiana,...sns
(Hajao izy) x3 Sao wmll hanenina ianw rehefa any aoriana

Niantso anw izy f'ianw tsy namaly
Hodianw tsy hay sqowlzkl ka latsa-tomany
Tsy tsapanw ny ratram-pony ao
Fa tiany ianao de aleony am'izw

Fiv: ..... sns x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lain'j
Hits : 15752
Likes : 1 Like
Created by : harlindoratah
Date : 19/04/2017 20:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505