Fatapera mitsitsy (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa tsy mba mandeha hono ianao raha tsy restaurant
Lazaina fa tsy mba mitia hono ianao raha tsy patron
Nefa izaho dia nahagaga ny kil
Fa bandy manao kiranila
Tsy mba mistyl nefa dia tianao takin'inina
Zany hono izaho dia tsy tiany yeh
Tsy ho ela hono aho dia ho ariany yeah
Tsy ahoako ny vavan'ny mpanaratsy fa oainina eo izy
Zany hono izaho dia tsy tiany ooh
Tsy ho ela hono aho dia ho ariany ooh
Tsy aoko ny vavan'ny mpanaratsy fa oainina eo izy

Fatapera mitsitsy eh, fatapera mitsitsy eh
Ny fitiavako anao iny eh.ny fitiavako anao iny
Ka na iza na iza eh,anaratsy anakivy eh
Ianao ihany no tiako be.ianao ihany no tiako
1,2,3 azaho tsy miala aminy toi
4,5,6 ny misaraka aloha dia tsy misy

Niala maina avokoa ny karana sinoa sy vazah
Karazana fiara n'claxon fa tsisy atakalony anah
Ka na vary sosoa io na vary maina
Hohaniny foana na trondro maina
Fa izy tsy manda katsa-maina eeeeehh
Zany hono izaho dia tsy tiany yeah
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lain'j
Hits : 2799
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 22/04/2016 22:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1741