Isaorako Anao (KTLM MIKAIA FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny nentinao,eny mafy tokoa
Ry Jesosy Tompoko
Fanavotana ho ahy ary nodiovinao
Tamin'ny rà nalatsakao
Novonoina Ianao noho ny heloko
Ry Mpamonjy Tokiko
Ny hazo fijaliana nolanjainao
Raisiko ho ahy hatrizao
REF:Fa ny eso sy latsa natao taminao
pdtbkabf Dia tsaroako tokoa izao
tononkira.serasera.org Na ny satroka tsilo ,ny vono tsy miato
Vokatry ny fahotako
Ankehitriny ry Tompo izay vita hatrizay
Dia hifonako eto indray
ka isaorako Anao ny fitiavana izay hrewj natolotrao
Velona Ianao ka nitsangana
Ry mpanjaka tokana
Na ny fasana tsy nahatazona Anao
Fa mpandresy tokoa Ianao
Ka ny androko sisa izay mbola omenao
Dia hatokako ho Anao
Koa raiso re ny foko hanjakao
Ho Anao dia ho Anao
eiaqp Tonony sy feony:RATIANASOLO Henri Aimé
Ry Jesosy Tompoko
Fanavotana ho ahy ary nodiovinao
Tamin'ny rà nalatsakao
Novonoina Ianao noho ny heloko
Ry Mpamonjy Tokiko
Ny hazo fijaliana nolanjainao
Raisiko ho ahy hatrizao
REF:Fa ny eso sy latsa natao taminao
pdtbkabf Dia tsaroako tokoa izao
tononkira.serasera.org Na ny satroka tsilo ,ny vono tsy miato
Vokatry ny fahotako
Ankehitriny ry Tompo izay vita hatrizay
Dia hifonako eto indray
ka isaorako Anao ny fitiavana izay hrewj natolotrao
Velona Ianao ka nitsangana
Ry mpanjaka tokana
Na ny fasana tsy nahatazona Anao
Fa mpandresy tokoa Ianao
Ka ny androko sisa izay mbola omenao
Dia hatokako ho Anao
Koa raiso re ny foko hanjakao
Ho Anao dia ho Anao
eiaqp Tonony sy feony:RATIANASOLO Henri Aimé
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM MIKAIA FAMONJENAVisites : 2035
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mikafityh
Date : 02/07/2019 20:43
