Tsy mba mpaminany (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba mpaminany aho,
Na zanakin'ny mpaminany,
Fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy any aho,
Fa tao anaty aizim-pito no niantsonao ahy ry xxfmjle Ray ô,
Tsy nisy nanam-po tokoa ka vakavaka ny Fanahy
Nofidinao tokoa hoe handeha ho irakao,
Handeha sy hamoa e, hilaza vaovao,
Izay safidiko toa nofy tsy didiko,
fa ianao ry Ray no mpitari-dàlana ahy, ka izay sitrakao no efa tononkira.serasera.org ekeko izao, dia hitory fahasoavana,
Mangatam-pamelana raha misy latsaka,
osa sy kely hery ka miahotrahotra,
tafio ny herinao tsy rraykit ho solafaka,
Mendriky ny voninahitra,

Fa tao anaty aizim-pito no niantsonao ahy ry Ray ô,
Tsy nisy nanam-po tokoa ka vakavaka ny Fanahy,
Nofidinao tokoa hoe handeha ho irakao,
Handeha sy hamoa dayifwzk e, hilaza vaovao,
Ny saiko tsy hangina ny tsy hideranao, fo feno fifaliana no indro misaotra izao, ny haja sy ny dera ry be fitiavana, ho anao tokoa mandrakizay,
Ny ampitso sy ny hoavy zary ankamantatra, ankinina aminao f'ianao mitantana ahy, ilay nifanekena ho tonga lafatra, fa ianao no kapiteninay, Ô ry Tompo telo izay iray, dia izao misaotra anao izahay !
A/C : ZIZY RAHA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Firaisankina AntsirabeHits : 709
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:27