Hidera (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hitory ny anaranao mandrakizay
Na maro fahavalo sy be mpanenjika
Hitory teny soa avy aminao zahay
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hitory ny anaranao mandrakizay
Hitory ny anaranao mandrakizay
Na maro fahavalo sy be mpanenjika
Na maro fahavalo sy be mpanenjika
Hitory teny soa avy aminao zahay
Hitory teny soa avy aminao zahay
Fanirianay ry Ray;
Hqnohy ny asanao zahay
Hamakivaky izao tontolo izao,
Hitondra avo ny anaranao
Ho doria
Fanirianay ry Ray;
Hqnohy ny asanao zahay
Hamakivaky izao tontolo izao,
Hitondra avo ny anaranao
Ho doria
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hitory ny anaranao mandrakizay
Anaty ady mafy sy olana mamay
Izy no hitantana ny dianay
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hidera ny anaran’isan’andro aho,
Hitory ny anaranao mandrakizay
Hitory ny anaranao mandrakizay
Anaty ady mafy sy olana mamay
Anaty ady mafy sy olana mamay
Izy no hitantana ny dianay
Izy no hitantana ny dianay
Fanirianay ry Ray;
Hqnohy ny asanao zahay
Hamakivaky izao tontolo izao,
Hitondra avo ny anaranao
Fanirianay ry Ray;
Hqnohy ny asanao zahay
Hamakivaky izao tontolo izao,
Hitondra avo ny anaranao
Fanirianay ry Ray;
Hqnohy ny asanao zahay
Hamakivaky izao tontolo izao,
Hitondra avo ny anaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Firaisankina Antsirabe
Hits : 26
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 16/12/2025 16:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4635